|
|
|
|

Entry 1  taitra
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina
20 Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia [1.1]
Explanations in English  21 startled, shocked [1.7]
Explanations in French  22 surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur [1.3]
23 surpris, choqué [1.8]
Analogs  24  ankona, 25  hendratra, 26  kehana, 27  mamaky takotra, 28  miantsambotra, 29  midobodoboka, 30  mientana iray ihany, 31  mikopapaka, 32  mikoropaka, 33  miontana, 34  mirongatra, 35  misarongatra, 36  mitsamboatra, 37  mivadi-po, 38  tsy maharay tena, 39  vahotra, 40  varahontsana
Combinations  41  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word taitra
Proverbs  42  Proverbs containing that word

Anagrams  43 atitra, 44 itatra, taitra

Updated on 2026/04/22