|
|
|
|

Entry 1  miontana
Root  2 ontana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra) [1.1]
Explanations in English  8 to startle, to start up. [1.2]
Explanations in French  9 tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému) [1.3]

Anagrams  10 amintano, 11 manotany, 12 manotìna, manotina, miontana

Updated on 2026/08/15