|
|
|
|

Entry 1  mikoropaka
Root  2 koropaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1]
Explanations in English  9 to be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle [1.7]
Explanations in French  10 s'empresser; se débattre, se démener [1.8]
Other spellings  11 mikoropapa

Updated on 2026/04/22