| Entry (1/3) | 1 tahaka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
15 Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity!
[1.1] 16 dika mitovy [1.13] |
| Explanations in English |
17 like, similar to
[1.2#599, 1.7] 18 as [1.2#599] |
| Explanations in French |
19 semblable, pareil
[1.8] 20 copie [1.13] |
| Examples |
21 ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
[2.324]
22 Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470#12] 23 Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472#86] |
| Combinations | 24 7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tahaka |
| Proverbs | 25 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 26 tahaka |
| Part of speech | 27 preposition [Full list] |
| Combinations | 28 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tahaka |
| Entry (3/3) | 29 ta-haka |
| Elementary words | 30 ta, 31 maka |
| Part of speech | 32 locution |
| Anagrams | 33 hakata, 34 Hatàka, hataka, tahàka, tahaka, ta-haka |
| Updated on 2026/08/15 |
|