|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manahaka
Root  2 hahaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [mañahaka] [Tanala] manofa (vary, kafe, ets) [1.78]
9 Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto?
10 Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono
11 Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1]
Explanations in English  12 to scatter, to disperse [1.7]
Explanations in French  13 disperser, éparpiller [1.8]
Examples  14  Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany! [2.285#]
Synonyms  15 manakake

Entry (2/2) 16  manahaka
Root  17 tahaka
Part of speech  18  active verb
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
Explanations in Malagasy  23 Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1]
Combinations  24  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manahaka

Anagrams  25 kamahana, manahaka

Updated on 2026/04/22