| Entry (1/2) | 1 siaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
18 Halozana, faharatsiam-panahy
19 Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1] |
| Explanations in English |
20 fierceness, violence
[1.7] |
| Explanations in French |
21 méchanceté
[1.3#602, 1.8] 22 violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie 23 goût piquant de certaines herbes 24 causticité, violence de language [1.3#602] 25 Goût piquant de certaines plantes [1.196] |
| Vocabulary | 26 Emotions |
| Combinations | 27 6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word siaka |
| Entry (2/2) | 28 siaka |
| Part of speech | 29 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
42 Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina
43 Feo entina miantso. [1.1] |
| Explanations in English |
44 whistling
[1.7] |
| Explanations in French |
45 action de siffler, d'appeler en sifflant
[1.3#603] 46 sifflement [1.8] |
| Examples |
47 Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao.
[2.357#39]
48 Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny. [2.529#99] |
| Vocabulary | 49 Sound |
| Synonyms | 50 sioka |
| Combinations | 51 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word siaka |
| Proverbs | 52 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 53 akasy, 54 Akisa, akisa, 55 asika, 56 Isaka, isaka, 57 kasay, 58 kasia, 59 saika, 60 sakay, Sakay, 61 sakia, siaka |
| Updated on 2026/08/15 |
|