|
|
|
|

Entry 1  masiaka
Root  2 siaka
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Simple :
5  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  7 Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana
8 Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay [1.1]
Explanations in English  9 savage, cruel, fierce
10 figuratively: very pungent [1.2#569]
Explanations in French  11 cruel, violent, méchant; piquant, acerbe: Alika masiaka (Chien méchant) [1.5]
12 qui a un goût piquant, une saveur agressive
13 pour les animaux: cruel, féroce [1.196]
Examples  14  Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!... [2.471#41]
15  Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany! [2.470#144]
Analogs  16  fon' Itrimo, 17  fo vato, 18  lian-dra, 19  lozabe, 20  mahery sata, 21  mamba noana, 22  mangidy, 23  ratsy fo, 24  sakay kely rano, 25  tsy mamela mivalo, 26  tsy mifaditrovana, 27  tsy mitondra roa
Combinations  28  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word masiaka
Proverbs  29  Proverbs containing that word

Anagrams  30 asimaka, masiaka, 31 sakamay

Updated on 2026/04/22