|
|
|
|

Entry 1  sendaotra
Elementary words  2 sendra, 3 loatra
Part of speech  4  adjective
Derivatives 
Passive verbs :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  7 Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny
8 Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1]
9 misafoaka, tezitra mafy [1.13]
Explanations in French  10 Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel [1.3]
11 furieux, irrité [1.13]
Examples  12  Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra; [1.437#]
13  Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana? [2.298#]
14  Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra. [2.528#]
Vocabulary  15  Emotions
Other spellings  16 sendoatra

Anagrams  sendaotra, 17 sendoatra

Updated on 2026/04/20