|
|
|
|

Entry 1  mahasendaotra
Root  2 sendaotra
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  7 Faire agir par un premier mouvement, surprendre; faire agir sans réflexion, irriter [1.3]
Examples  8  Koa hitantsika amin' izany voalaza izany, fa tsy dia misy lehilahy entin-ditra fotsiny izao akory, ka avy hatrany dia hamono vady tsy misy antony, fa matetika' ny ataon' ny vavy ihany no mahasendaotra ny fo ka amelezan' ny tanana. [2.346#31]

Updated on 2026/04/19