|
|
|
|

Entry (1/2) 1  saina
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity
15 Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany
16 Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany [1.1]
Explanations in English  17 the mind, the intellect [1.7]
Explanations in French  18 l'esprit, l'intelligence [1.8]
Examples  19  Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
20  Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470]
21  Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324]
22  Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470#65]
Vocabulary  23  Philosophy
Combinations  24  82 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word saina
Proverbs  25  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 26  saina
Part of speech  27  noun
Morphology 
28  Simple :
29  Prefixed :
Explanations in Malagasy  30 Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso. [1.1]
Explanations in English  31 an ensign, a flag, a banner [1.7]
Explanations in French  32 drapeau, bannière [1.8]
Synonyms  33 fanevampirenena
Combinations  34  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word saina
Article  35 Randzavola: saina ao amin' ny Baiboly (=> faneva)

Anagrams  36 anasy, 37 asany, 38 asina, 39 isana, saina

Updated on 2026/04/22