|
|
|
|

Entry 1  mampisaina
Root  2 saina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Tahaka ny kilalao, satria tsy mifototra amin'ny tena zavatra: nefa ahitany hevitra tsy nampoizina, ka mampisaina tampoka an'izay mihaino. [2.298#]
8  Tsy fiasana ampitana na andraisana fahalalana fotsiny izy, fa fitaovana entina misaina sy mampisaina, entina mieritre-ritra sy mampieritreritra. [2.356#]

Updated on 2026/04/20