|
|
|
|

Entry (1/3) 1  sahala
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  13 Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo
14 Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa
15 Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany. [1.1]
Explanations in English  16 alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy [1.7]
Explanations in French  17 identique, même [1.8]
Examples  18  sahala ihany izany, hoy Zaka. [2.5#124]
19  Malagasy sahala amiko avokoa ireo. [2.4#64]
20  Ny sandriny iray sahala amin' izao. [2.606#220]
Synonyms  21 mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanakaikikaiky, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanendrahendra, mifanendrihendry, mifanentanentana, mitovitovy, sahalahala
Analogs  22  mifanahantsahana, 23  mifanahatahaka, 24  mifanakaikikaiky, 25  mifandraidraika, 26  mifandrindrarindra, 27  mifanendrahendra, 28  mifanendrihendry, 29  mifanentanentana, 30  mitovitovy, 31  Sahalahala
Combinations  32  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sahala

Entry (2/3) 33  sahalà
Part of speech  34  imperative of adjective sahala [Full list]
Explanations in French  35 soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [1.3]

Entry (3/3) 36  sahala
Part of speech  37  adjective
Explanations in Malagasy  38 [Tanosy] antonona: vilany sahala [1.78]

Anagrams  39 lahasa, sahala, sahalà

Updated on 2026/08/15