|
|
|
|

Entry 1  ratra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra [1.1]
Explanations in English  19 a wound, an injury [1.7]
Explanations in French  20 blessure [1.8]
Examples  21  Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony. [2.324]
Vocabulary  22  Health
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Anagrams  ratra, 24 trarà

Updated on 2026/04/21