|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandratra
Root  2 ratra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  9 [Antambahoaka+Tanala] manimba [1.78]
10 Manisy na mamely olona amin-java-maranitra ka mahatonga azy hanana fery: Esory io vy maranitra io sao mandratra ny zanakao
11 Mampitondra alahelo: Nanao teny nandratra ny fony ianao
12 Mahatonga fahavoazana, mampahita loza, mamohehatra, mampidi-doza: Tandremo fandrao mandratra anao io ady any amin' ny fitsarana io
13 Manimba, mahatonga fatiantoka: Nanahy ihany izy sao handratra azy ilay vahiny nampiantranoiny tao aminy [1.1]
Explanations in English  14 to hurt, to wound, to injure [1.2#504]
Explanations in French  15 blesser, meurtrir, déchirer, égratigner: Esory ireo hazo ireo, sao mandratra (Enlevez ces bois, de peur qu'ils ne blessent quelqu'un)
16 gâter des fruits, déparer quelque chose
17 Figuré: exposer à un malheur: Tandremo fandrao mandratra anareo io ady io (Prenez garde que ce procès ne vous soit funeste) [1.3#515]

Entry (2/2) 18  mandratra
Root  19 ratra
Part of speech  20  imperative of active verb mandratra [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#515]

Anagrams  mandratra, mandratrà

Updated on 2026/08/13