|
|
|
|

Entry 1  ratraina
Root  2 ratra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asana ratra: Noratrain' io tsofa io ny zanako
9 Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin' ny nandaozanao azy tampoka [1.1]
Examples  10  ratraina amin' ny marokoroko iny ny voan-katsaka mbola amin' ny taolany, avy eo kikisana amin' ny antsy. [2.472#21]

Anagrams  11 iratrana, 12 naitrara, ratraina

Updated on 2026/04/20