|
|
|
|

Entry 1  randranina
Root  2 randrana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (volo na tady) Atao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina ho toy ny kofehy ka ireo indray ampifamatorina [1.1]
Explanations in English  9 to be plaited, to be twisted. [1.2]
10 to tie braided [1.7]
Explanations in French  11 qu'on entrelace, qu'on dispose habilement [1.3#506]
12 qu'on tresse [1.8]
Examples  13  randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48#74]
14  Ny lehilahy koa mbola mirandrana, ka nony mba hibaingo dia ny volo no randranina tsara. [1.437#]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word randranina

Updated on 2026/04/20