|
|
|
|

Entry (1/2) 1  randrana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 [Antambahoaka] volon-doha [1.78]
20 Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana
21 Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:
22 Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa
23 Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona
24 Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [1.1]
Explanations in English  25 a plait, a tress of hair. [1.2]
26 a braid [1.7]
Explanations in French  27 entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux
28 arrangement des paroles [1.3]
29 tresse [1.8]
Examples  30  amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [2.470#7]
Vocabulary  31  Hairstyles
Combinations  32  23 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word randrana
Proverbs  33  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 34  randrana
Part of speech  35  noun
Explanations in French  36 plante aquatique à tubercules [1.3]
[1.196]
Vocabulary  37  Botany

Anagrams  38 ndranara, randrana

Updated on 2026/04/21