|
|
|
|

Entry1  mitahiry an-karon-doa-body
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa [1.1]
Explanations in French  4  Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens [2.415#2354]
Elementary words  5  mitahiry, haron-doa-body

Updated on 2023/11/20