|
|
|
|

Entry 1  mitahiry
Root  2 tahiry
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy
9 Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra
10 Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny
11 Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. [1.1]
Explanations in English  12 to keep, to take care of, to guard [1.7]
Explanations in French  13 conserver, garder [1.8]
Examples  14  Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. [2.424#]
15  Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza! [2.643#]
16  mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#]
Combinations  17  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitahiry
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21