| Entry (1/2) | 1 harona |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
16 Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra
[1.1] |
| Explanations in English |
17 the act ot putting the hand into something
[1.7] |
| Explanations in French |
18 Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose
[1.3#322] 19 action de fouiller de la main [1.8] |
| Entry (2/2) | 20 harona |
| Part of speech | 21 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
24 Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra.
[1.1] |
| Explanations in English |
25 a medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky.
[1.2] 26 a round basket without handles [1.7] |
| Explanations in French |
27 corbeille ronde sans anse
[1.3#222, 1.8] 28 nom générique des corbeilles [1.3#222] 29 corbeille [1.8] |
| Examples |
30 Ento mody ny angady sy ny harona
[2.528#]
31 Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587#] 32 ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#] |
| Combinations | 33 17 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word harona |
| Proverbs | 34 Proverbs containing that word |
| Article | 35 Randzavola: harona ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 36 harano, harona, 37 Nahora, 38 rahano, 39 rahona, 40 rohana |
| Updated on 2026/04/21 |
|