|
|
|
|

Entry (1/5) 1  misorona
Root  2 sorona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
Combinations  9  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misorona
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Entry (2/5) 11  misorona
Root  12 sorona
Part of speech  13  active verb
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Explanations in Malagasy  18 Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
Examples  19  Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470#12]
Combinations  20  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misorona
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Entry (3/5) 22  misorona
Root  23 sorona
Part of speech  24  active verb
Morphology 
25  Present :
26  Past :
27  Future :
28  Imperative :
Explanations in Malagasy  29 Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
Explanations in English  30 to be discreet [1.7]
Explanations in French  31 être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
32 être discret [1.8]
Combinations  33  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misorona
Proverbs  34  Proverbs containing that word

Entry (4/5) 35  misoroña
Part of speech  36  active verb
Explanations in Malagasy  37 [Antambahoaka] mivavaka [1.78]
38 [Tanosy] mangataka, mivavaka [1.78]

Entry (5/5) 39  misoròna
Root  40 sorona
Part of speech  41  imperative of active verb misorona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  misoròna, misoroña, misorona, 42 Nosimaro, 43 somorina

Updated on 2026/08/13