|
|
|
|

Entry (1/4) 1  mirary
Root  2 rary
Part of speech  3  active verb or adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Vita rary: Rindra mirary ny tsihy
9 Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay
10 Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity [1.1]

Entry (2/4) 11  mirary
Root  12 rary
Part of speech  13  active verb
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Explanations in Malagasy  18 [Sihanaka] mangataka [1.78]
19 Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka
20 Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. [1.1]
Combinations  21  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mirary

Entry (3/4) 22  mirary
Part of speech  23  active verb
Explanations in Malagasy  24 [Antesaka] mandrara, misakana [1.78]

Entry (4/4) 25  mirary
Part of speech  26  active verb
Explanations in Malagasy  27 [Bara] mamangy [1.78]

Anagrams  28 mariry, mirary, 29 mirira

Updated on 2026/02/04