|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandrara
Root  2 rara
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera [1.1]
Explanations in English  9 to forbid [1.7]
Explanations in French  10 défendre, interdire [1.8]
Examples  11  Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy. [2.895#]
12  Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy. [2.298#]
13  Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324]

Entry (2/2) 14  mandrarà
Root  15 rara
Part of speech  16  imperative of active verb mandrara [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  mandrara, mandrarà, 17 marandrà

Updated on 2026/08/06