|
|
|
|

Entry 1  mamangy
Root  2 vangy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an' i Dadabe any atsimo izahay
9 Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao [1.1]
Explanations in English  10 to visit; to send greetings by messenger or letter [1.7]
Explanations in French  11 rendre visite à quelqu'un; envoyer des compliments [1.8]
Analogs  12  miantrano, 13  mitsidika, 14  mitsirika
Combinations  15  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamangy
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  mamangy, 17 maminga

Updated on 2026/04/22