|
|
|
|

Entry (1/3) 1  miraparapa
Root  2 raparapa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Bara] mipelipelika tsy misy filaminana [1.78]
9 Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin' ny maizina: Maty tampoka ny jiro ka niraparapa eran' ny trano aho
10 Mandeha-mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokany, mandeha anjamba mitotototo, manao zavatra tsy voakendry: Niraparapa tany amiko izy taorian' ny nahavoazan-janany [1.1]
Explanations in English  11 to grope for or at things in the dark; to stagger as one groping about. [1.2]
Analogs  12  miapanapana, 13  mipampana, 14  mipapapapa, 15  mipempena, 16  Mitsapatsapa

Entry (2/3) 17  miraparapa
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19 [Sihanaka] dodona dia dodona [1.78]

Entry (3/3) 20  miraparapà
Root  21 raparapa
Part of speech  22  imperative of active verb miraparapa [Full list]
Explanations in English  [1.2]

Anagrams  miraparapa, miraparapà

Updated on 2026/08/15