| Entry | 1 raparapa |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
17 Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr' izany
[1.1] |
| Explanations in English |
18 groping for things in the dark. [Mal. Raba.] Comp. Tsapatsapa
[1.2] |
| Updated on 2026/04/20 |
|