|
|
|
|

Entry (1/2) 1  maninjitra
Root  2 hinjitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [mañinjitra] [Bezanozano] manalava [1.78]
9 Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [1.1]
Explanations in English  10 to stiffen; to stretch out, as the hand [1.7]
Explanations in French  11 raidir: étendre comme la main [1.8]
Combinations  12  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maninjitra

Entry (2/2) 13  mañinjitra
Root  14 hinjitra
Part of speech  15  adjective
Explanations in Malagasy  16 [Bezanozano] manontolo [1.78]
17 Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [1.1]
Examples  18  Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [2.471]

Anagrams  maninjitra, mañinjitra

Updated on 2026/08/13