|
|
|
|

Entry (1/2) 1  miomba
Root  2 omba
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra
9 Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka
10 Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1]
Explanations in English  11 same as momba [1.2]
Examples  12  Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany. [2.470#129]

Entry (2/2) 13  miombà
Root  14 omba
Part of speech  15  imperative of active verb miomba [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  16 maimbo, 17 mamboy, miomba, miombà

Updated on 2026/08/19