|
|
|
|

Entry (1/3) 1  miloka
Root  2 loka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [1.1]
Explanations in English  9 to gamble [1.7]
Explanations in French  10 jouer de l'argent, parier [1.8]
Examples  11  Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana. [1.437#]
Combinations  12  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miloka

Entry (2/3) 13  miloka
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15 [Tanosy] midera [1.78]

Entry (3/3) 16  milokà
Root  17 loka
Part of speech  18  imperative of active verb miloka [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  19 lamoky, 20 lomaky, 21 lomika, 22 mikalo, 23 Mikola, mikola, 24 milako, miloka, milokà

Updated on 2026/08/15