|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihontsina
Root  2 hontsina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany
9 Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina
10 (Fiteny koa ny mihontsona) [1.1]
Explanations in English  11 to start as from fear [1.7]
Explanations in French  12 frissoner; être agité [1.8]
Examples  13  nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny; [2.996]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihontsina

Entry (2/2) 15  mihontsìna
Root  16 hontsina
Part of speech  17  imperative of active verb mihontsina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mihontsìna, mihontsina

Updated on 2026/08/13