|
|
|
|

Entry 1  miharoka
Root  2 haroka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy miharoka izany vilany izany ka andeha jereo
9 Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hiharoka ahy Rakoto fa fantatro tsara [1.1]
Explanations in French  10 Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza miharoka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Miharoka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3]
Synonyms  11 mangaroka
Analogs  12  mamantatra, 13  misafary, 14  misaroro

Anagrams  15 mahorika, miharoka, 16 mihoraka, 17 mikaroha, 18 mirohaka

Updated on 2026/04/22