|
|
|
|

Entry 1  mamantatra
Root  2 fantatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay hahalalana: Namantatra ahy mafy izy fa tsy nahalala
9 Maminany: Mahay mamantatra ny toetra amin' ny soratra, hono, Rangahy io [1.1]
10 manao izay hanavahana [1.13]
Explanations in English  11 to examine [1.2, 1.7]
12 to try, to prove [1.2]
13 to try out [1.7]
Explanations in French  14 essayer, éprouver, examiner [1.8]
15 identifier [1.13]
Examples  16  Pentina sisa no mamantatra ny tenany [2.720#]
Combinations  17  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamantatra

Updated on 2026/04/19