| Entry | 1 misaroro |
| Root | 2 saroro |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny
9 manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny 10 mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny [1.1] |
| Explanations in French |
11 cajoler, sonder, tromper adroitement
[1.3] |
| Other spellings | 12 misarory |
| Analogs | 13 mangaroka, 14 misafary |
| Updated on 2026/04/22 |
|