| Entry | 1 mieritreritra |
| Root | 2 eritreritra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao
9 Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1] |
| Explanations in English |
10 to meditate
[1.2#139, 1.7] 11 to think, to cogitate [1.2#139] 12 to weigh and ponder [1.7] |
| Explanations in French |
13 méditer, réfléchir; songer
[1.8] |
| Examples |
14 mba nahay nisento lalina sy nieritreritra lavitra toa izany koa teo amin' ny voaloham-pitiavany ...
[2.470#147]
15 Rahefa nieritreritra aho, dia hitako fa tokony ho marina izany. [2.471#46] 16 nieritreritra lalina momba iny fifampikasohanay tamin' I Bemanana raha iny aho taty aoriana. [2.472#98] |
| Synonyms | 17 mieritra |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|