|
|
|
|

Entry 1  eritreritra
Root  2 eritra
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray [1.1]
19 menimeny, hetsika ny saina [1.13]
Explanations in French  20 meditation [1.3#139, 1.7]
21 thought, thoughts [1.3#139, 1.7]
22 cognition [1.3#139]
23 réflexion, méditation [1.3, 1.8, 1.13]
24 pensée, conscience [1.13]
Examples  25  Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [1.1#188]
26  Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470]
27  Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324]
Vocabulary  28  Philosophy
Synonyms  29 eritra
Combinations  30  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word eritreritra
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22