|
|
|
|

Entry 1  mieritra
Root  2 eritra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao
9 Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1]
Explanations in English  10 to meditate [1.2#139, 1.7]
11 to think, to cogitate [1.2#139]
Explanations in French  12 réfléchir, rêver, songer [1.3#129]
Examples  13  Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo. [2.996]
Synonyms  14 mieritreritra
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22