|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mianina
Root  2 anina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray
9 Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra
10 Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahaizana efa azo fa tokony hanitatra ihany [1.1]
11 mionona, afa-po amin' izay efa ao [2.285#223]
Explanations in English  12 to cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged. [1.2]
Examples  13  Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana [2.996]
14  Fa izay mahay mianina, manana ny ampy ary manam-be aza. [2.296#137]
15  Injao ny milina tsy mianina, fa misamonimonina ao an-efitra. [2.499#68]

Entry (2/2) 16  mianina
Root  17 anina
Part of speech  18  imperative of active verb mianina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  19 mainina, 20 mañaiñy, 21 maninia, mianìna, mianina

Updated on 2026/08/18