|
|
|
|

Entry 1  miakanakana
Root  2 akanakana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona [1.1]
Explanations in English  8 to hesitate in speaking, to demur. [1.2]
9 to speak hesitantly or brokenly. [1.7]
Explanations in French  10 balbutier, parler avec hésitation; bégayer. [1.8]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  miakanakana, 12 mianakanaka

Updated on 2026/04/21