|
|
|
|

Entry1  maty tsy miteny
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Helohina tsy misy ady hevitra na fifanazavana -- maty tsy naharenesana ny didim-pananany [1.1]
Elementary words  4  maty, tsy miteny

Updated on 2023/11/20