|
|
|
|

Entry1  matavy (tavy)
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza zavatra be menaka: Hena matavy
5  Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehakany olona matavy rehefa miaka-piakarana [1.1]
Analogs  6  vondraka, vaventy, donga, botrefona, vongavonga, hivokivoka, daboka, bebaka, botrabotra, dofotra, bodofotra, bolangina, refo, bada, botitaka, dongadonga, botabota, amboamboa kely, mibonabona, midibadiba, botanaka, monamona, minendonendo, montamonta, madonda, fatrofatro, mitsinatsinaka, dokadoka, boresaresa, tete menaka, be traotraoka, tretrohina, mianakanaka, be kibo, be roroha, saingona
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  11  Proverbs containing the word matavy

Updated on 2023/08/11