|
|
|
|

Entry 1  monamona
Root  2 mona
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [1.1]
Explanations in French  6 gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3]
Examples  7  I Terezy moa tsy hita endrika loatra amin' ny mahazaza monamonany azy. [2.470#7]
Synonyms  8 mona, monamonany

Anagrams  9 mamonòna, mamonona, monamona

Updated on 2026/08/13