|
|
|
|

Entry 1  botrefona
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  4 Sady matavy dongadonga, botrabotra, no matanjaka: Zazalahy kely botrefona [1.1]
Explanations in French  5 gros, gras, énorme, puissant, bien portant [1.3]
Examples  6  Tsy nahare marary akory anefa ity lehilahy botrefona ity. [2.895#190]
Synonyms  7 botrefontrefona

Updated on 2026/04/22