|
|
|
|

Entry (1/3) 1  masina
Root  2 hasina
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Simple :
5  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  17 Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina
18 Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina
19 Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, [1.1]
Explanations in English  20 holy [1.2, 1.7]
21 consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish [1.2]
22 sacred; possessing "mana" or supernatural power [1.7]
Explanations in French  23 saint [1.8, 1.196]
24 sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle [1.8]
25 efficace, sacré [1.196]
Examples  26  Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina. [2.470#17]
27  masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471#72]
28  Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48#126]
Other spellings  29 masy
Combinations  30  51 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word masina
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 32  masìna
Root  33 hasina
Part of speech  34  imperative of adjective masina [Full list]
Explanations in French  [1.3]

Entry (3/3) 35  masina
Part of speech  36  adjective
Morphology 
37  Present :
38  Past :
39  Future :
Explanations in Malagasy  40 [Bezanozano+Sihanaka+Tanala] marikivy [1.78]
41 [Sihanaka+Tanala] makirana [1.78]
Combinations  42  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word masina

Anagrams  43 mañasy, manasy, 44 manisà, manisa, masìna, masina

Updated on 2026/08/13