|
|
|
|

Entry 1  ankamasinina
Root  2 masina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo hery, fahefana: Hamasino ireto fanatitra ireto, Zanahary ô!
9 Hajaina, tsaohina: Hohamasinina anie ny anaranao [1.1]
Explanations in French  10 Qu'on consacre, qu’on sanctifie, qu on bénit, qu'on adore, qu’on honore, sur quoi on s'appuie. [1.3#223]
Examples  11  Tsy misy izany, ry ise hoy ilay manamboninahitra, fa ny Andriana no mamy ary ny teniny no ankamasinina, ka ny mandeha tsy zoto, ary ny mijanona tsy laina, fa raharaha ifanomanana, ka izay mety sy ifanarahana no atao. [2.587#]
12  Noho izany, nadio fitondran-tena izy, tamin' ny namoahan-dRanavalona II ny Lalàna (Andininy faha-8) nandrara ny fampirafesana, sy ny Lalàna nanao ho andro ankamasinina ny andro alahady, tao an-tempoly, ho an' ny protestanta, tao am-piangonana, ho an' ny katolika. [2.270#]
Synonyms  13 hamasinina

Updated on 2026/04/22