|
|
|
|

Entry 1  manorobona
Root  2 robona
Part of speech  3  noun or adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Tsara faniry sy maitso ravina (fiteny fandre matetika amin' ny tononkalo mba hilazana hoe mandrobona)
8 Midoroboka fatratra, milobolobo: Hazo manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany [1.1]
Explanations in English  9 flourishing. Used of growing vegetables [1.2]
Explanations in French  10 (poétique) donner de belles touffes [1.3]
Examples  11  Mbola manorobona ihany izy, na dia efa antitra aza [2.996]
Other spellings  12 mandrobona

Updated on 2026/04/22