|
|
|
|

Entry 1  mandrobona
Root  2 robona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Midoroboka fatratra, milobolobo: Haro manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany [1.1]
Explanations in French  8 ce qui pousse en donnant de belles touffes [1.196]
Examples  9  mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako. [2.117#108]
10  Milenodenoka sy mandrobona vetivety foana ireo nafafy sy natsatoka; [2.470#43]
Synonyms  11 manorobona

Anagrams  12 Ambondrona, mandrobona

Updated on 2026/04/22