|
|
|
|

Entry (1/2) 1  maniry
Root  2 iry
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [mañiry] [Tanala] mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [1.78]
9 Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy
10 Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1]
Explanations in English  11 to wish for, to desire [1.7]
Explanations in French  12 désirer, convoiter [1.8]
Vocabulary  13  Emotions
Analogs  14  mandritika, 15  mangetaheta mitsiriritra, 16  mangirika, 17  mibidibidy, 18  miharana, 19  mikatsaka, 20  milela-tanana, 21  milendalenda, 22  mirary, 23  mitady, 24  mitelin-drora, 25  mitomany
Combinations  26  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maniry
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 28  maniry
Root  29 tsiry
Part of speech  30  active verb
Morphology 
31  Present :
32  Past :
33  Future :
34  Imperative :
Explanations in Malagasy  35 Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako
36 Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona
37 Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1]
Explanations in English  38 to sprout, to grow [1.7]
Explanations in French  39 pousser, croître [1.8]
Vocabulary  40  Botany: (in general)
Combinations  41  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maniry
Proverbs  42  Proverbs containing that word

Anagrams  maniry, 43 mariny, 44 miriña

Updated on 2026/04/22