|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitady
Root  2 tady
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita
9 Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]
Explanations in English  10 to seek, to look for [1.7]
Explanations in French  11 chercher [1.8]
Examples  12  Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470#]
13  Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#]
Synonyms  14 mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha
Combinations  15  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitady
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 17  mitady
Root  18 tady
Part of speech  19  adjective
Explanations in Malagasy  20 vita tady [1.1]
Explanations in English  21 twisted [1.2]

Anagrams  22 dimaty, 23 madity, mitady

Updated on 2026/04/22