|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandinika
Root  2 dinika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika [1.1]
Explanations in English  9 to chew the cud [1.2, 1.7]
10 to ruminate [1.2]
Explanations in French  11 ruminer [1.8]
Examples  12  ary io no mandinika ny asa iombonana; [2.113#]
13  Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. [2.471#]
Vocabulary  14  Zoology: (in general)
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandinika

Entry (2/2) 16  mandinika
Root  17 dinika
Part of speech  18  active verb
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
Explanations in Malagasy  23 Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra
24 Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe [1.1]
Explanations in English  25 to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize
26 to investigate, to pry into [1.2]
27 to examine carefully [1.7]
Explanations in French  28 examiner [1.8]
Examples  29  Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany. [2.470#57]
Analogs  30  maka ambony maka ambany, 31  maka fototra, 32  maka saina, 33  mamadibadika, 34  mamakafaka, 35  mamolavola, 36  mamotopototra, 37  manadihady, 38  mandanjalanja, 39  mieritreritra, 40  mihevitra, 41  misaina, 42  mitady ny antony, 43  mitaratara, 44  mitsako, 45  mitsakotsako

Updated on 2026/04/22