| Entry | 1 manadihady |
| Root | 2 hadihady |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha -
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to investigate
[1.2] 10 to examine in detail, to look into [1.7] |
| Explanations in French |
11 S’informer en détail
[1.3#202, 1.8] 12 examiner, approfondir, scruter [1.3#202] 13 examiner en détail [1.8] |
| Examples |
14 manadihady ny fizotry ny fitarainany izy ireo.
[2.445#]
15 Marina ve fa mampiseho fa adala tokoa raha manadihady ny zavatra mihoatra ny sain' ny tena? [2.314#] |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|